Fandalovan’ny rivodoza: Tokony hatsahatra ny fanararaotana eo amin’ny fampiakarana ny  vidin’ny entana

0

Tsy mifampitsimbina intsony ny samy Malagasy ankehitriny manoloana ny fampiakarana ny vidin’ny entana, indrindra mandritra ny fandalovan’ny rivodoza Enawo. Tsy taratra etsy ankilan’ izay ny fandraisan’ny mpitondra andraikitra amin’ny alalan’ny ministeran’ny varotra.