Accueil Politique Fandresen’I Andry Rajoelina : miandrandra fampandrosoana ny rehetra

Fandresen’I Andry Rajoelina : miandrandra fampandrosoana ny rehetra

0
Fandresen’I Andry Rajoelina : miandrandra fampandrosoana ny rehetra

Feo iray, ny fanekena ny voka-pifidianana sy ny fampandrosoana ny firenena no andrasan’ny vahoaka Malagasy ankehitriny taorian’ny didim-pitsarana navoakan’ny HCC omaly. Ho an’ny eo anivon’ny CENI kosa, ny fanatsarana hatrany ny fikarakarana ny fifidianana manaraka no tokony ho atao laharampahamehana.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici