Accueil Politique Fandresen’ny Filohampirenena Andry Rajoelina : niarahaba azy ny Mpanjaka Mohammed VI

Fandresen’ny Filohampirenena Andry Rajoelina : niarahaba azy ny Mpanjaka Mohammed VI

0
Fandresen’ny Filohampirenena Andry Rajoelina : niarahaba azy ny Mpanjaka Mohammed VI

Mitohy ny fiarahabana sy fankasitrahana ataon’ireo ankolafikery samihafa, tamin’ny fanantontosana am-pilaminana ny fifidianana Filohampirenena teo iny sy ny fandresen’ny Filoha Andry Rajoelina . Isan’ny niarahaba ny fandreseny ny Mpanjakan’i Maroc Mohammed VI sy ny COI na ny Commission de l’océan Indien.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici