Accueil Politique Fandriampahalemana : ho hentitra ny fanaraha-maso eny Mahamasina

Fandriampahalemana : ho hentitra ny fanaraha-maso eny Mahamasina

0
Fandriampahalemana : ho hentitra ny fanaraha-maso eny Mahamasina

Ho hentitra ny fanaraha- maso mandritra ireo lanonam-panjakana izay hatao eto andrenivohitra amin’ny faran’ny herinandro izao. Mpitandro ny filaminana hatrany amin’ny 1 300 no hahetsika ato anatin’ny kaominin’Antananarivo renivohitra indrindra ny eny amin’ny manodidina an’i Mahamasina.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici