Fandriampahalemana : tsy hisy intsony ny goragora amin’ny fampiharana ny lalàna

0

Tsy hisy intsony ny gaboraraka sy ny goragora amin’ny fampiharana ny lalàna hoy ny Praiminisitra lehiben’ny governemanta nandritra ny fidinana ifotony nataony omaly alina. Tsy maintsy haverina ny fanidiana Bar amin’ny fotoana voatondro hialana amin’ny firongatry ny asan-jiolahy sy ny fanafihana.