Accueil Politique Fanelanelanana : tsy tokony hiditra ny vondrona iraisam-pirenena

Fanelanelanana : tsy tokony hiditra ny vondrona iraisam-pirenena

0
Fanelanelanana : tsy tokony hiditra ny vondrona iraisam-pirenena

Tsy tokony hitsabaka amin’ny fandaminana ny raharaha anatiny eto amintsika ny vondrona iraisampirenena na ny vondrona afrikana. Izay no fanehoankevitry ny mpisehatra ara-politika. Vokatry ny fanaovan-tsonian’ny fitondrana nifandimby ny fifanarahana tamin’ireo vondrona iraisam-pirenena ireo, sy ny tsy fahafantarana ny votoatin’izany no hahafahan’izy ireo miditra amin’ny fandaminana ny toe-draharaha eto Madagasikara hoy ny manam-pahaizana amin’ny fifandraisana iraisam-pirenena. Ankilany, hiditra amin’ny fanelanelanana ny toe-draharaha ankehitriny ny FFKM.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici