Fanesorana ny tonia ambony ao amin’ny fitsarana tampony : tsy nanara-dalàna ny Filan-kevitry ny minisitra

0

Tsy manara-dalàna ny fanesorana ny tonia ambony ao amin’ny fitsarana tampony hoy ny mpisolovava azy. Tsy nisy ny firesahana mialoha tamin’ny filankevitra ambonin’ny mpitsara ary tsy fahefan’ny filohampirenena ihany koa ny fanesorana io tomponandraikitra io.