Accueil Politique Fangatahana fahafahana vonjimaika : tsy manana fahefana amin’izany ny Solombavambahoaka

Fangatahana fahafahana vonjimaika : tsy manana fahefana amin’izany ny Solombavambahoaka

0
Fangatahana fahafahana vonjimaika : tsy manana fahefana amin’izany ny Solombavambahoaka

Ny fangatahana fahafahana vonjimaika an’ireo namany any am-ponja no fangatahan’ny solombavambahoaka ankehitriny eo anivon’ny fitsarana. Ankilany tsy azon’ny solombavambahoaka atao ny mangataka fahafahana vonjiamika ho an’ny solombavambahoaka indrindra fa tsy mbola ao anatin’ny fananany « Immunité Parlementaire » no nanenjehana azy raha ny fanazavan’ny mpahay lalàna.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici