Fanisana malagasy : novaina ny fomba famakiana azy

0

Novaina ny fomba famakiana ny tarehimarika amin’ny teny malagasy raha ny fikarohana navoakan’ny teo anivon’ny akademia malagasy. Atomboka amin’ny sokajin’isa lehibe indrindra ary miafara amin’ny sokajin’isa kely indrindra. Ho tombotsoan’ny be sy ny maro no anton’izany fanovana izany, raha ny fanazavana.