Fanitsiana rafitra ny Tafika Malagasy : nandray ny Faneva ireo lehiben’ny Etamazaoro

0

Notontosaina androany ny  lanonana ara-miaramila fanolorana faneva ireo lehibe ny etamazaoro ny tafika malagasyn izat tafiditra indrindra ami’ny fanitsina ny rafitsin’ny Tafika Malagasy. Lanonana izay notronin’ny filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina sy ny lehiben’ny foloalindahy Malagasy.