Accueil Politique Fanjakan’ny kolikoly : Laharana faha 155 amin’ny firenena 180 i Madagasikara

Fanjakan’ny kolikoly : Laharana faha 155 amin’ny firenena 180 i Madagasikara

0
Fanjakan’ny kolikoly : Laharana faha 155 amin’ny firenena 180 i Madagasikara

Nihemotra laharana 7 raha oharina ny taon-dasa ny laharan’i Madagasikara eo amin’ny firenena ahitana kolikoly, araka ny vokatry ny IPC na ny Indice de Perception de la Corruption. Nihena 2 ihany koa ny isa azo teo amin’ izay ady amin’ny kolikoly izay. Ireo trangana kolikoly nataona olona akaiky ny fitondrana sy ireo raharaha maro eo anivon’ny sehatrasam-panjakana samihafa , nahitana endrika kolikoly no isan’ny nahatonga ny toeran’i Madagasikara ratsy hoy ny tale jeneralin’ny BIANCO.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici