Fankalazana ny 01 May : nivondrona tao Antsahamanitra ireo sendikan’ny mpiasa maro

0

Nifarana tao Antsahamanitra ny Diabe nataon’ny sendikan’ny mpiasa maro tamin’ny andron’ny voalohan’ny volana May ity. Nisy fampahafantarana ny zon’ny mpiasa nandritran’ny fanentanana. Ho mafy kosa ny hetsika ara-sendikaly, hoy ireo sendika .