Fankalazana ny 26 jona : nisokatra nanomboka androany

0

Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy nanomboka androany -6 jona ny fankalazana ny faha -59 taona niverenan’ny fahaleovantenan’ i Madagasikara sy ny fetin’ny foloalindahy malagasy. Nanomboka androany ihany koa ny tokony hananganan-tsainan’ny tokantrano Malagasy tsirairay sainam-pirenena ho fanamarihana ireo fety roa sosona ireo.