Fankalazana ny 8 Martsa : tsy tanteraka noho ny fandalovan’ny rivodoza.

0

Tsy tanteraka ny fankalazana manetriketrika ny andron’ny 8 Martsa teto Antananarivo renivohitra noho  ny fandalovan’ny rivodoza. Maro amin’ireo vehivavy 8 Martsa avy any amin’ny faritra no niverina nody ny maraina. Ao ihany koa ireo voatery tsy maintsy mijanona noho ny lalana ratsy sy ny fahalaviran-tany.