Fankalazana ny fetim- pirenena 2019 : afaka mivarotra tsipoapoaka ny rehetra

0

Nomen’ny fitondrana fahafahana mivarotra tsipoapoaka ny rehetra ao anatin’ izao fotoam- pankalazana ny fetim- pirenena 2019 izao. Voafetra ihany anefa ny toerana ahafahana manapoaka izany ho an’ny tsirairay raha ny fampitam- baovao izay navoaky ny minisiteran’ny fiarovam- pirenena androany.