Accueil Politique Fanodikodinam-bola tao amin’ny orinasa Kraoma : olona 4 naiditra am-ponja vonjimaika

Fanodikodinam-bola tao amin’ny orinasa Kraoma : olona 4 naiditra am-ponja vonjimaika

0

Tohin’ny raharaha fanodikodinam-bola teo anivon’ny orinasa Kraomita malagasy, naiditra amponja vonjimaika eny Antanimora ny tale jeneralin’ny orinasa kraoma, reheva avy andalo fampanoavana tetsy amin’ny PAC na ny Pole Anti-corruption omaly. Mpiasa 2 sy mpividy kraoma 1 ihany koa no voasaringotra niaraka aminy amin’izany.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici