Fanoherana : manao izay tiany hatao ny filoham-pirenena sy ny Praiminisitra.

0

Tsy mbola tafajoro amin’ny fomba ofisialy ny fisian’ny mpanohitra eny amin’ny Antenimera eto amintsika, na dia efa nisy aza ny antoko nilaza tamin’ny fomba ofosialy fa mpanohitra. Vokatr’izay, manao izay tiany hatao ny filoham-pirenena sy ny Praiminisitra eto Madagasikara. Tokony ho jerena akaiky araka izany ny momba ny mpanohitra eo ampiandrasana ny fifidianana ho an’ny taona 2018. Isany nisongadina tamin’ny boky nosoratan’I tsiory Razafindrabe, doctorante any amin’ny oniversite any ivelany, boky izay nivoaka ny faran’ny taona 2016.