Fanoloana sefo distrika : paikady hifehezana ny fifidianana?

0

Chef distrika 11 no nasorina tamin’ny toerany araka ny tatitry ny filankevitriny ny minisitra ny alarobia teo. Raha ny hita, sefo distrika amin’ireo toerana tsy voafehin’ny fitrondrana HVM ireo nosoloina ireo. Mitohy hatrany ny tsindry ataon’ny fitondrana ankehitriny, amin’ny fitsinjovana ny fifidianana.