Fanorenana tsy ara-dalàna manamorona ny ranon’Ikopa : hiroso amin’ny fanesorana ny tomponandraikitra

0

Ahiana hitera-doza ny fanorenana tsy ara-dalàna maro manamorona ny ranon’Ikopa. Nanambara ny teo anivon’ny DRATP Analamanga sy ny APIPA androany fa tsy maintsy hirosoana ny fanalana ireo trano miorina eny ireo. Androany, nijery ny zava-misy teny Tanjombato mikasika izany ireo  tomponandraikitra samihafa.