Accueil Société Fanorenana tsy ara-dalàna : nomena iray volana ny tompon’antoka hialany

Fanorenana tsy ara-dalàna : nomena iray volana ny tompon’antoka hialany

0
Fanorenana tsy ara-dalàna : nomena iray volana ny tompon’antoka hialany

Nomena iray volana ny tompon’antoka tamin’ny fanotofana tany sy fanorenana trano tsy ara-dalàna amin’ny imoron’Ikopa eny Tanjombato. Hirosoana avy hatrany ny fandrodanana aorian’ny fahataperan’ny fe-potoana hoy ny tomponandraikitra avy amin’ny minisiteran’ny fanajariana ny tany sy ny asa vaventy eto Analamanga.