Fanovana governemanta : Tsy misy fiovana azo antenaina.

0

Fanovana governemanta amin’ny ampahany ihany no fanapahan-kevitra sahin’ny filoham-pirenena noraisina manoloana ny fikatsoan’ny raharaham-pirenena. Fampandrosoana ve no tanjona amin’izany sa ny hifehezana ny fifidianana manaraka?