Accueil Politique Faradoboka ho an’ny laharana faha 13 : nanantanteraka diabe teto Antananarivo

Faradoboka ho an’ny laharana faha 13 : nanantanteraka diabe teto Antananarivo

0
Faradoboka ho an’ny laharana faha 13 : nanantanteraka diabe teto Antananarivo

Andro vitsy mialohan’ny fifidianana fiodinana faharoa, niavaka ny faradoboka notontosain’ny kandidà laharana faha 13 Andry Rajoelina androany tamin’ny fitetezana ireo boriborintany miisa 6 eto Antananarivo. Tao anatin’ny hafaliana tanteraka ny nandraisan’ny vahoakan’Antananarivo marobe azy.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici