Faritra Itasy : tsy ekena intsony ny kolikoly manimba ny fiainam-bahoaka.

0

Teboka 3 lehibe no ahitana ny tranga na kolikoly ao amin’ny faritra Itasy ka mahatonga ireo solotena avy any an-toerana hanohana ny hetsika ho an’ny fanovana iarahana amin’ireo solombavambahoaka 73. Tokony hisy ny fanadihadiana sy ny fampiharana ny lalàna momba izany hoy izy ireo.