Faritra – Rova Ilafy : Misy maka ny tany

0

Nampiaka-peo ny mponina ao Ilafy, tsy manaiky ny fananganana fotodrafitrasa ao anatin’ny faritra misy ny Rova. Hazo sarobidy maro no efa voatapaka tao amin’io faritra io ankehitriny, ary mbola ahian’ny mponina hitohy hatrany ny fanapahana hazo sy ny fakàna ny tany.