Fenoarivobe Tsiroanomandidy : manjaka ny halatr’omby

0

Mandry tsy lavo loha ireo mponina any amin’ny distrikan’i Fenoarivobe ankehittriny, omby miisa 40 indray no lasan’ny ahalo ka hanaovan’izy ieo antso avo mba hanampiana ireo mpitandro filaminana any an-toerana hamongotra ny asan-dahalo.