Fetin’ny lainga : mahazo vahana eo amin’ny tanora

0

Kolontsaina vahiny, mahazo vahana eo amin’ny samy tanora ny fetin’ny lainga, voalohan’ny volana Aprily. Betsaka ireo nilaza ho voafitaka ho an’ireo tsy nahatadidy ity andro androany ity.