Accueil Société Fetin’ny paska: mbola vitsy ireo mpandeha mivoaka ny renivohitra.

Fetin’ny paska: mbola vitsy ireo mpandeha mivoaka ny renivohitra.

0
Fetin’ny paska: mbola vitsy ireo mpandeha mivoaka ny renivohitra.

Amin’izao vanin’andro manakaiky ny fetin’ny paska izao hatrany. Nahitana fikarana 2 000 Ariary ny saran-dalana rezionaly. Isan’izany ny zotra mampitohy an’Atsirabe sy Antananarivo. Ny faran’ny herinandro izao no vinavinaina hihabetsaka ny mpandeha.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici