Fetin’ny paska : toy ny isan’andro ihany ho an’ny olona sasany

0

Amin’izao ankatoky ny fetin’ny paska izao, maro amin’ireo fianakaviana no miaina toy ny isanandro ihany, ny sakafo sy ny fandaharam-potoana maro samihafa. Ny hanina anio tadiavina anio, antony tsy nahafahana niomana hoy ireo tokantrano nanaovana fanadihadiana.