Accueil Société Fiahiana ara-tsosialy – FID : fianakaviana 1 500 000 marefo hisitraka izany

Fiahiana ara-tsosialy – FID : fianakaviana 1 500 000 marefo hisitraka izany

0
Fiahiana ara-tsosialy – FID : fianakaviana 1 500 000 marefo hisitraka izany

Fianakaviana marefo manodidina ny 1 500 000 no hisitraka ny fiahiana ara-tsosialy avy amin’ny famatsian’ny banky iraisampirenena mitentina 90 tapitrisa dolara. Ny ministean’ny mponina no handrindra ny tetikasa hampiasana ny vola. Mifanaraka amin’ny politikam-panjakana ankapobeny avokoa ireo asa fampandrosoana ireo. Izay no nivoitra nandritra ny fifanaovan-tsoniam-piaraha-miasa natao teny Mahazoarivo androany.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici