Accueil Société Fiainam-bahoaka : teboka maro no ilana fanatsarana

Fiainam-bahoaka : teboka maro no ilana fanatsarana

0
Fiainam-bahoaka : teboka maro no ilana fanatsarana

Mbola miaina ao anaty fahasahiranana ny vahoaka Malagasy noho ny fisotrondry ny vidim-piainana tao anatin’ny enim-bolana voalohany amin’ity taona ity, azo ambara fa niiba araka izany ny fiainam-bahoaka hoy ireo mpandinika politika. Ankoatra ireo, misy ihany koa ny fitantanana tsy mahomby sy tsy mandeha araka ny tokony ho izy teo amin’ny fitantanana ny raharaham-pirenena.