Accueil Politique Fiainam-pirenena: fihetsika maro no maneho fanilihana ireo mpiaradia amin’ny mpitondra

Fiainam-pirenena: fihetsika maro no maneho fanilihana ireo mpiaradia amin’ny mpitondra

0
Fiainam-pirenena: fihetsika maro no maneho fanilihana ireo mpiaradia amin’ny mpitondra

Efa manomboka hita taratra ankehitriny ny fihazakazaky ny raharaha politika eto Madagasikara amin’ny fanomanana sahady ny fifidianana ho an’ny taona 2023. Nanamafy ireo mpandinika politika nanaovana fanadihadiana fa efa miroso amin’ny fanilihana ireo izay nametraka azy ny fitondram-panjakana ankehitriny izay hisy akony goavana ho azy aoriana kely ao.