Accueil Société Fiakaran’ny rano eny amin’ny faritra iva : ahiana hampiparitaka valan’aretina

Fiakaran’ny rano eny amin’ny faritra iva : ahiana hampiparitaka valan’aretina

0
Fiakaran’ny rano eny amin’ny faritra iva : ahiana hampiparitaka valan’aretina

Ahiana ny hiparitahan’ny valan’aretina eny amin’ny faritra iva amin’izao fotoana taorian’ny rotsak’orana nisesy teto Antananarivo. Mbola hitohy ny fiavian’ny orana ato anatin’ny 3 andro, hoy ny vinavinan’ny sampana mpamatatra ny toetry ny andro.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici