Accueil Société Fiakaran’ny vidin’ny menaka : mitohy ny fanarahamaso

Fiakaran’ny vidin’ny menaka : mitohy ny fanarahamaso

0
Fiakaran’ny vidin’ny menaka : mitohy ny fanarahamaso

Niaka- bidy hatrany ny menaka fihinana tao anatin’ny volana vitsy. Tafiakatra hatramin’ny 500 Ariary isaky ny litatra ny fisondrotana anivon’ny mpaninjara. Ny fihenan’ny fanafarana nanomboka ny volana jolay sy ny fiakaran’ny vidina menaka eo amin’ny tsena iraisampirenena no antony, hoy ny minisiteran’ny varotra sy ny indostria. Hitohy hatrany manoloana io ny fanarahamaso samihafa.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici