Fiakaran’ny vidin’ny solika : jerem-potsiny na maharary aza

0

Tsy vahaolana ny fampiakarana vidin’ny saran-dalana hoy ny fanehoan-kevitr’ireo mpitatitra manoloana ny fikaran’ny vidin’ny solika saika isam-bolana ataon’ny fanjakana. Fantatra fa nahitana fiakarana 50 Ariary isaky ny litatra indray ny vidin’ny solika tamin’ity herinandro ity.