Fialantsasatra 2018: an-jatony ireo lozam-pifamoivoizana

0

Saika ho isan’andro no ahenoana trangana lozam-pifamoivoizana eto amintsika na an-drenivohitra na eny amin’ny lalam-pirenena. Tranga izay saika nahafatesana olona avokoa.