Accueil Société Fianakaviana Poussin : nahavita ny fitetezana an’i Madagasikara tamin’ny sarety

Fianakaviana Poussin : nahavita ny fitetezana an’i Madagasikara tamin’ny sarety

0
Fianakaviana Poussin : nahavita ny fitetezana an’i Madagasikara tamin’ny sarety

Tonga teto Antananarivo ny Alahady tolakandro faha-19 aogositra 2018, teo amin’ny PK 0, manoloana ny Garan’i Soarano, rehefa nitety an’i Madagasikara tamin’ny alalan’ny sarety ny fianakaviana Poussin 4-mianaka. Fitetezana izay naharitra efa-taona ary nahatratra 5 000 km. Noraisin’ny vahoaka sy ny manam-pahefana tetsy Soarano izy ireo ny hariva teo.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici