Fianarana ambany kily

0

Sekoly maro eto Madagasikara no tsy ahitana efi-trano fianarana, toa ny EPP Mangotroke sy ny EPP Manganimaraha any amin’ny faritra Atsimo Andrefana. Etsy ankilany, « tablettes » aman’aliny no nozarain’ny ministeran’ny fanabeazam-pirenena tao anatin’ny efa-taona. Inona no laharam-pahamehana, fizarana tablettes sa fanamboarana efi-trano fianarana hoy ny ray aman-drenin’ny mpianatra?