Accueil Société Fianarantsoa : tsy tonga niatrika ny « rentrée solennelle» ireo mpampianatra mpikaroka

Fianarantsoa : tsy tonga niatrika ny « rentrée solennelle» ireo mpampianatra mpikaroka

0
Fianarantsoa : tsy tonga niatrika ny « rentrée solennelle» ireo mpampianatra mpikaroka

Tsy tonga nanome voninahitra sy niatrika ny lanonana ofisialy manodidina ny Rentrée solennelle teny amin’ny Oniversite an’i Andrainjato Fianarantsoa ireo mpikambana ao anatin’ny SECES sampana Fianarantsoa androany. Ankoatra io, nanao arovava orona mainty sy akanjo mainty ihany koa ireo mpiasa mpandraharaha teo anoloan’ny Minisitra tomponandraikitra nandritra ity fotoana ity.