Fiandrasana ny voka-pifidianana : tokony ho tony ny rehetra

0

Tokony samy hametraka ny fitoniana eny amin’ny firenena ny rehetra indrindra fa ireo kanidà nisotsaka ho fidiana nandritra ny fifidianana kaominaly lasa teo amin’ny fiandrasana ny voka-pifidianana ofisialy ary samy tokony hanara-dalàna avokoa ny rehetra raha ny fanehoan-kevitry ny solombavambahoaka.