Accueil Société Fiangonana Jesosy Mamonjy : mizara roa ireo mpino tao Ankorondrano

Fiangonana Jesosy Mamonjy : mizara roa ireo mpino tao Ankorondrano

0
Fiangonana Jesosy Mamonjy : mizara roa ireo mpino tao Ankorondrano

Toerana roa androany no nahitana ny fivoriam-bavaky ny mpino ao amin’ny Fiangonana Jesosy Mamonjy. Ireo tsy mankasitraka ny voka-pifidianana, nitarika fihaonamben’ny mpino teny amin’ny fiangonana 67 ha. Tao ireo nijanona teny amin’ny foibe teny Ankorondrano.