Accueil Société Fiangonana nivoha androany : nanaraka ireo fepetra ara-pahasalamana

Fiangonana nivoha androany : nanaraka ireo fepetra ara-pahasalamana

0
Fiangonana nivoha androany : nanaraka ireo fepetra ara-pahasalamana

Nanaraka ireo fepetra ara-pahasalamana hitandrovana ny fipariahan’ny valan’aretina Coronavirus ireo fiangonana nivoha androany. Ho an’ny FJKM Firavahana Fitiavana nanaovana fanadihadiana, fidirana in-efatra no notanterahana.