Accueil Faits divers Fiantsonana tsy ara-dalàna : tsy misy vahaolana azo tsapain-tanana avy amin’ny kaominina

Fiantsonana tsy ara-dalàna : tsy misy vahaolana azo tsapain-tanana avy amin’ny kaominina

0
Fiantsonana tsy ara-dalàna : tsy misy vahaolana azo tsapain-tanana avy amin’ny kaominina

Tsy manana vahaolana azo tsapain-tanana momba ny toeram-piantsonana na parking ny kaominina – Antananarivo. Tsy mifanaraka amin’ny filana ny fepetra noraisiny niaraka tamin’ny orinasa tsy miankina misahana izany hoy ireo mpampiasa lalana. Ny fanamafisana ny lalàna sy sazy ankilany no vahaolana naroson’ny teknisianina momba ny toeram-piantsonana.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici