Accueil Société Fiantsonan’ny fiara : isan’ny fototra mampitohana ny fifamoivoizana

Fiantsonan’ny fiara : isan’ny fototra mampitohana ny fifamoivoizana

0
Fiantsonan’ny fiara : isan’ny fototra mampitohana ny fifamoivoizana

Ny toerana misy ireo fiantsonan’ny fiara na ny « parking » no isan’ny fototra iray mahatonga ny fitohanan’ny fifamoivoizana maharitra ora maro eto Antananarivo renivohitra, hoy ny eo anivon’ny polisim-pirenena. Efa nisy ny antso natao tamin’ny kaominina Antananarivo renivohitra handinihina izany, saingy hatreto, tsy nisy ny fandraisan’andraikitra.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici