Accueil Politique Fiarovana ny fananana iombonana : mitazam-potsiny ny CUA

Fiarovana ny fananana iombonana : mitazam-potsiny ny CUA

0
Fiarovana ny fananana iombonana : mitazam-potsiny ny CUA

Mitazam-potsiny ny mpitantana ny tananan’Antananarivo manoloana ny fisiana andian’olona manimba ny fananana iombonana, toy ny lalana. Ankoatry ny fikaofan’olona ny sisin’arabe eny amin’ny lalana Ivato-Tsarasaotra, kaofin’ireo mpanao biriky ihany koa ny sisin’ny fefiloha.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici