Accueil Société Fiarovana ny Sokatra : efa nipetraka ny « Tafo Mihaavo » any Atsimo-Andrefana sy Androy

Fiarovana ny Sokatra : efa nipetraka ny « Tafo Mihaavo » any Atsimo-Andrefana sy Androy

0
Fiarovana ny Sokatra : efa nipetraka ny « Tafo Mihaavo »  any Atsimo-Andrefana sy Androy

Ho fiarovana ireo sokatra efa mihalany tamingana amin’izao fotoana, efa nijoro ny « Tafo Mihaavo » any amin’ny faritra Atsimo-Andrefana sy ny faritra Androy, izay tambazotran’ny fokonolona mitantanana ny harena Voajanahary. Na izany aza, mbola misy ny lesoka amin’ny fampiharana ny dinan’ny fiarovana ny sokatra.