Accueil Société Fiatoan’ny fampianarana : DREN 5 no voakasik’izany hatreto

Fiatoan’ny fampianarana : DREN 5 no voakasik’izany hatreto

0
Fiatoan’ny fampianarana : DREN 5 no voakasik’izany hatreto

DREN miisa 5 no voakasiky ny fiaton’ny fampianarana vokatry ny oram-be mikija. Izay raha ny fampitam-baovao azo avy amin’ny minisiteran’ny fanabeazam-pirenena. Ny faritra Diana no isany voa mafy amin’izany raha ny fanadihadiana natao.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici