Accueil Politique Fiatrehana fifidianana : mbola misy ireo manoha-riana

Fiatrehana fifidianana : mbola misy ireo manoha-riana

0
Fiatrehana fifidianana : mbola misy ireo manoha-riana

Amin’izao 26 andro mialoha ny hiatrehana fifidianana izao dia mbola misy hatrany ireo matahotra ny fitsaram-bahoaka amin’ny alalàn’ny fifidianana ka manoha-riana amin’izay tsy hanatontosana fifidianana. Fifidianana izay efa nandrasan’ny vahoaka an-taonany maro anefa haniliana ireo mpitondra efa voaporofo fa tsy nahomby.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici