FICINI Bertrand : nomena maripankasitrahana androany

0

Tetikasa maro no notanterahana teto Madagasikara tamin’ny alalan’ny AFD na ny Agence Française de dévéloppement. Tsara ny vokatry ny fiarahamiasa hatreto hoy ny tale lefitry ny AFD teo aloha Atoa Bertrand FiCINI. Notolorana mari-pankasitrahana ny tenany androany, nohon’ny fahavitan’ny fotoam-piasany teto Madagasikara.