Accueil Sport FIFA : mitsahatra amin’ny asany mandritra ny 5 taona i Ahmad Ahmad

FIFA : mitsahatra amin’ny asany mandritra ny 5 taona i Ahmad Ahmad

0
FIFA : mitsahatra amin’ny asany mandritra ny 5 taona i Ahmad Ahmad

Namoaka didy ny Kaomisiona mahaleo tena misahana ny Ethique eo anivon’ny FIFA ary nilaza fa nandika ny andin-dalàna maro ao amin’ny code d’ethique ny filohan’ny CAF Ahmad Ahmad. Vokatr’izany, mitsahatra amin’ny fanatanterahana ny asany mandritra ny 5 taona ny tenany ary mandoa lamandy ihany koa .