Accueil Société Fifamoivoizana – Anosibe : manjaka ny gaboraraka ka miteraka fitohanana

Fifamoivoizana – Anosibe : manjaka ny gaboraraka ka miteraka fitohanana

0
Fifamoivoizana – Anosibe : manjaka ny gaboraraka ka miteraka fitohanana

Manjaka ny gaboraraka amin’ny fifamoivoizana eny Anosibe, antony mahatonga ny fitohanan’ny fiara mandritra ny ora maro. Mivezivezy amin’ny ora rehetra ny fiara vaventy sy ny sarety, mitam-potsiny ny mpitandro filaminana.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici